top of page

Tolotra  fitsangatsantsangana miavaka ao amin’ny Fosa Travel

Andao haka rivotra ao anaty natiora amin'ny endriny madio indrindra ao amin'ny nosy miavaka an'i Madagasikara. Banjino ireo Reniala/ alana Baobab mahazendana, tongava manary dia eny amin'ny làlana miaraka amin’ ireo gidro mahafatifaty be, ary ankafizo ireo karazana zavamaniry sy biby mahavariana – izay tena nofinofy ho an’ireo mapankafy ny natiora!

 

Ao amin'ny Fosa Travel dia manana tolotra fizahantany mifanaraka amin’ny hetahetan’ny mpanjifa eto Madagascar, manome antoka ny tsara indrindra ho an’ny mpanjifanay amin’ny vidiny lavorary ny manome tolotra tsara hatrany ao antin’ny asa izahay. Raha manao famandrihana mivantana miaraka aminay ianao, ny mpanjifanay dia afaka mandingana ny sarany lafo be amin'ireo masoivoho fizahan-tany hafa ary hifantoka amin'ny fitsangatsangana ary hitsidika ireo toerana izy tsy fahita loatra ao amin'ireo nosy erantany!

 

Inona ary no andrasanao? Jereo ireo tolotra fitsangatsanganana miavaka izay tsy handanianao vola be ao amin’ny Fosa Travel etsy ambany.

  • Our best selling tour to see baobabs and lemurs in 9 days

    Offered Daily

    €1588/pax (dbl/twin)
  • A 13 days tour to visit UNESCO Site 'the Tsingy de Bemaraha'

    Offered Daily

    €2450/pax (dlb/twin)
  • The classic itinerary to south of Madagascar

    Offered Daily

    €2298/pax (dlb/twin)
  • A tour that you enjoy the wildlife and Beach at the same time

    Wed, Fri, Sun

    €1997/pax (dlb/twin)
bottom of page