top of page

Tadiavo izay tianao aleha miaraka amin’ny
Fosa Travel

Atombohy eto ary ny dianao!

FOSA TRAVEL dia ivon-toerana iray manampy sy manome tolotra miavaka sy tsara indrindra amin’ny fitsangatsanganana eto Madagasikara. Na mandeha irery ianao na ao anaty vondron’olona, Izahay dia afaka mikarakara sy manamboatra planina mifototra amin’ny safidin’ny mpajifa manokana sy ireo zavatra tadiaviny. Tsy ny mandrafitra ny dianao ihany no anatin'ny lamin'asanany fa koa manampy ireo mpizahatany sy mpitsidika hankafy sy hampitombo ny traikefa vaovao sy fahatsiarovana maro samihafa.

Avelao ary izahay andamina ny antsipirian’ny dianao manaraka. Aza misalasala miantso anay dieny androany.

Finger on the Map

Mombamomba ny Fosa Travel

Traikefa Mahafinaritra - Fizahan-Tany - Zava-Boary

Asehonay anao ary izany tena Madagasikara izany!

Imasoanay anatin'ny orinasanay, ary mino izahay fa zava-dehibe tokoa ny fandraisana amin'ny mpanjifa tsirairay mba ahafahanay mahafantatra ny filàn’izy ireo sy ny safidiny. Na itsangatsangana fotsiny ianao na hanatanteraka volan-tantely hafakely, izay mety tsy mora aminao foana ny mandamina izany dia lavitra izany.

Antsoy ary izahay ary antomboy anio ny dianao.

Antony Isafidianana An’I Madagasikara?

Fandriho eto amin’ny nosy mahavariana indrindra ny fialantsasatrao!

I Madagasikara no nosy lehibe indrindra fahefatra manerantany, malaza manokana amin’ireo bibidia tsy manam-paharoa izy!

Ny 80% N'ny zanaboary dia tsy hita raha tsy ao amin’ny nosy ihany, ao anatin’izany ny baobab/reniala isan’ny antitra indindra izay efa mihoatra ny 1000 taona, ary ireo karazana gidro maro samy hafa.

IMG_6724.JPG

Vonona ve ianao?

Tsidio ny tontolo mahafinaritra sy riandrano ao amin’ny «MONTAGNE D’AMBRE», ary ankafizo ny tsio-drivotra mamelombelona mamaky ny Baobab, izay azonao atao amin’ny alalan’ny bisikileta.

Mitady fialantsasatra milamina kokoa ve ?

Madagasikara dia manana ny alambato goavana indrindra maneranatany, Ny tsingy , hijerevana akaiky ny vato maranitra natoraly. Mbola cao fiantombohana fotsiny anefa izany.

IMG_3362.JPG

Raha tsy manintona anao anefa ireo tolotra ireo dia aza misalalasala miantso anay mba hikarakaranay ny tolotra manokana mety aminao.

Mifanerasera

Ireto ary ny tolotra azoao jifaina ato aminay

Tolotra Tsidika

Tolotra Tsidika

Anisan’ny Tolotra mahafa-po sy be mpanjifa indrindra ity tolotra iray ity; tafiditra ao anatin’ny tolotra ny mpisera dia sy ny zavatra rehetra ilaina amin’ny fitsidihana

Famandriahan-toerana Amin'ny Hotel

Mety ho sarora ny famandrian-toerana eny amin’ny hotely lehibe fandraisana koa tsaratsara kokoa raha olona efa matianina sy manantraikefa no manotrona anao sy manantanteraka izany ho anao. Ao anatin’nizany tolotra izany dia afaka manoro anao sy mampafantatra anao momba ny toerana afaka hijanonana isankarazany toy ireny hotels, motels, hostels, B&Bs, bungalows & chambres d’hôtes

Ny Fanofana fiara

Izahay dia manolotra karazana fiara mifanaraka amin’ny sandambolanao sy ny fangatahanao, izahay dia manamora ny fandehananao. Afaka misafaidy ianao na fiara tsy mataho -dalana na fiara hafa koa.

Mifandraisa aminay amin’ny

IIK 26 Antaninandro Antananarivo Antananarivo, 101

+261349488412

Ny antsipirihanao dia nalefa soa aman-tsara!

Backpackers
bottom of page